indro ary karazana guidelines kely fataoko hatr@ izaho mbola kely ka hatr@ izao.. raha mpianatra Jesuites ianao na efa nifanerasera tamin'ireo dia ataoko fa tsy vaovao aminao intsony ity. Eo @ 15 na 20 minitra eo izy ity dia vita raha efa zatra azy tsara!
1)vitaina aloha ny adidy rehetra.. ny adidy amim-bady (sipa).. 8) sy amin-janaka( raha efa misy) , sns.. (iny manko relaxant ary manampy koa) dia ilay alohan'ny hatory iny no miezaka maka concetration tsara, raha tsy mbola zatra concentree dia manao ireny vavaka efa mahazatra ireny (saple, sns)
raha izay aloha no vita androany fa tsy nety concentree tsara ianao dia tsy maninona ...
2) maka fotoana amin'izay hisaorana an an'Andriamanitra t@ zavatra rehetra niseho androany. Hezahina tadidiana ny nitranga rehetra androany ary tsy voatery manaraka ordre. ohatra hoe misaotra an'A/tra aho nohon'ny hatsiaka, ny orana , ny andro tsara, ny la neige fotsy be, ny phone call avy any @ akama tsy ampoizina, ny nampazotozoto ahy androany, ny nahazoana herimbatana sy herin-tsaina androany ka nahavitana izay asa rehetra nankinina tamiko. Amin'io fadinihana io dia mety hisy fotoana ahatsiarovako zavatra sasany, na emotions na faniriana tsy mendrika ny hisaorako an'A/tra satria tsapako fa tsy mendrika...
3)Rehefa avy nisaotra an'A/tra tami'ireo fanomezam-pahasoavana rehetra ireo arak'izay fomba rehetra tsapako fa mety aho , dia angatahiko indray ity fanomezam-pahasoavana ity: ny ahita mazava sy ny hanantena fa hitombo ny fivelomako lalindalinha kokoa miaraka Aaminy @ alalan'ireo fanomezam-pahasoavana sy zavatra nitranga rehetra ireo.
4) manomboka dinihako tsikelikely amin'izay ny ambaran'ny actions ko, ny eritreritro, ny faniriako, sns... sy ny fifandraisako @ A/tra. Amin'io indraindray no tsaroako tampoka hoe soso-p.. tamina zavatra 1 za ka tsy nahafehy tena fa nitroatra, na hoe nitsinjaka be fa nisy vaovao tsara nahafaly ahy, na tena nisalasala be ahako t@ na decision tokony ho alaiko, na hoe nandany fotoana elabe za nanao zavatra tsotra kely anankiray.
Maka fotoana kely aho mandinika hoe inona no dikan'ireny zavatra rehetra ireny? nanambara sy nampiseho ny fitiavan' A/tra amiko ve? dia ahoana ny fisehon'ny amin'ny manodidina ahy? lasa feno zesta ve, mihorohoro ve,mitaintaina ve? na tsy mifanaraka @ ilay lalam-piainana sy contexte efa nofidiko ho arahana ve ?
Mety tsy hisy zavatra na events miavaka mihitsy eto , fa mety hahita koa anefa aho fa anxious na nitaintaina nandritra ny andro tontolo, na nisy olona tiako ho azo ny attention-ny, na nisy olona nahatara ahy, na nisy zavatra vetivety dia vitako, na tena lasa mora tezitra t@ zavatra tsisy dikany aho. Anontaniako Azy eto ary, ny dikan'ireny sy ny fifandraisako @ A/tra, ny fahatokisako sy ny fitiavako Azy.
Indraindray koa, dia miovaova araka ny toetr'andro ny toetrako, mety tena sosotra be @ asako aho androany ohatra, na tadidiko tampoka ny zavatra tsy dia nety loatra nataon'ilay vadiko(olon-tiako) ahy, fa eto koa aho dia mety tena variana fotsiny mijery ilay hazo fijaliana dia mahatsapa ny fitiavan'A/tra ato anatiko, na lasa mahatoky fa hataon'A/tra tanteraka ilay zavatra tena iriako tanteraka @ izao fotoana izao. Dia anontaniako sy resahako mangina Aminy ny Tian'izany rehetra izany hambara...
5) Alaiko daholo@ izay ary ny zavatra azoko rehetra t@ izay examen sy fandinihantena izay ka atambatro ho vavaka 1, resahako eto aby, izay tiako resahana Aminy rehetra, raha tiako atao Ialahy izy eto raah izay no maha confortable ahy dia ataoko. Entiko eo anatrehany ny Zavatra ilaiko sy ny zavatra tsapako androany , ny zavatra rehetra sarotra amiko ny manadino azy, ny zavatra niseho tsy norarahiako nefa nahasoa ahy, ny fahazaran-dratsy izay tiako ialana, dia Faranako @ fiangaviana an'Andriamanitra hampianatra ahy misimisy kokoa sy hanampy ahy hanaiky ny fampianarany.
6) Farany, miezaka aho mba hiaro ilay fanahiko ho feno fankasitrahana sy fisaorana sy mangataka aminy mba hanala izay zavatra manasaraka sy manembatsembana ny fifandraisanay, miezaka mba hanova ny toetrako, hanala ny tahotro sy ny ahiahiko (mangataka aminy koa mba hanampy ahy) dia manamboatra ny fanahiko sy manolotra ny vatako sy ny tenako manontolo hanaiky izay sitrapony amiko!